|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midanadana |
| Fototeny | 2 danadana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be wide open
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Etre ouvert en grand
[1.3] 7 être grand ouvert [1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 andadimana, 9 mandadiana, midanadana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|