|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midangana |
| Fototeny | 2 dangana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano
[1.1] 5 misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 élevé
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 7 mandaingà, mandainga, midangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|