|
|
|
|

Teny iditra1  midanoka
Fototeny  2 danoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mamindra miadana ary toa miaingitra
5 Miteny am-piangentsanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Marcher à pas lents en se berçant un peu ; parler avec affectation [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 Ikomandà, 11 mandoaky, 12 mandokay, 13 manidoka, midanoka, 14 midonaka, 15 mikadoña, 16 mikodàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12