|
|
|
|

Teny iditra1  midasidasy
Fototeny  2 dasidasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha sy mamindra milamina sy maotona: Nidasidasy ny mpisorona nialohan' ny andiana mpiserivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to walk majestically, or in a stately manner, as a king or a fine bullock [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Marcher gravement, majestueusement, se prélasser en marchant [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 vilany midasidasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09