|
|
|
|

Entry1  midi-kizo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  miditra, kizo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Examples  5  [2.296#] ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony.
Synonyms  6  midi-bingo

Updated on 2025/07/29