Entry | 1 midi-kizo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 miditra, kizo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena |
Examples |
5 [2.296#] ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. |
Synonyms | 6 midi-bingo |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |