|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midiso
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mihemotra [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 to move, to change place, to be put back (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Voambolana  10  Hetsika

Teny iditra (2/2)11  midiso
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mikisaka: Midisoa mianatoy na mianaroy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  midiso, 14 midosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17