|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midodododo |
| Fototeny | 2 dodododo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
5 Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano 6 Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to hurry to approach
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se presser d'accourir
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|