|
|
|
|

Teny iditra1  midofaka
Fototeny  2 dofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivoaka hafanana sy fofona: Midofaka erỳ izany afon' ampombo izany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 midafoka, midofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12