|
|
|
|

Teny iditra1  midonana-poana
Singan-teny  2 midonanaka, 3 foana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
6  Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07