|
|
|
|

Teny iditra1  midoroboka
Fototeny  2 doroboka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka
5 Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa
6 Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire la roue, être touffu, se pavaner [1.3#110]
Ohatra  8  ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala [2.587]
9  Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony [2.470#136]
10  hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka [2.529#117]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02