|
|
|
|

Teny iditra1  midraiko
Fototeny  2 draiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha na mamindra mananosarotra: Efa midraiko erỳ irỳ lahiantitra mankatỳ amintsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Clopiner [1.3#117]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 midaroky, midraiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02