|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mienina
Fototeny  2 enina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mizarazara enina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to divide into six [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 être partagé en six [1.3]
Ohatra  7  Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [2.48]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mieñina
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  15 mieñañy, mieñina, mienina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27