|
|
|
|

Teny iditra1 mienjika
Fototeny  2enjika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina
Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy
Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12