|
|
|
|

Teny iditra1  miepoka
Fototeny  2 epoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mietry, miletaka noho ny manodidina
5 Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  miepoka, 9 mipaoke, 10 mipoake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12