|
|
|
|

Teny iditra1  mierina
Fototeny  2 erina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy afa-po amin' izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an-kanina. / Mierim-pitia [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 enimira, 10 Imerina, mierina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12