|
|
|
|

Teny iditra1  mierotra
Fototeny  2 erotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina eo am-patoriana: Tsy mahita tory i Naivo fa mierotra izaitsizy ny zokiny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mierotra, 10 mireotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02