|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miesotra |
| Fototeny | 2 esotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to go away
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 s'ôter, s'en aller
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | miesotra, 11 misaotre, 12 remaitso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|