|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mievoka |
| Fototeny | 2 evoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifoka etona na fofona mafana avy amin-javamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to take a steam bath or
6 inhalation [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prendre un bain de vapeur,
8 une inhalation [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|