|
|
|
|

Teny iditra1  mifakefake
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 mailaka, marisika: Olo moa ko mitoetoetsa amin'ny maimaiña fa tsa mba mifakefake, koaia tsa ho joa (Olona tsy mandray ravindena fa tsy mba marisika ka aiza no ahazo anjara) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17