|
|
|
|

Teny iditra1  mifalihavanja
Fototeny  2 falihavanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to gambol; to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 gambader, folâtrer de joie [1.8]
Ohatra  7  Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12