|
|
|
|

Teny iditra1  mifamatotra
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 être attaché mutuellement [1.5#113]
Ohatra  5  Toa mifamatotra amin' ny tantaram-pirenena izy ity. [2.285#277]
6  Ho ahy mantsy dia mifamatotra daholo ny zavatra rehetra. [1.369#]
7  Ho an'ny mpiteny aloha, mifamatotra amin'ny fiainam-piarahamonina ankapobeny, hoy isika, ny harivolana. [2.606#83]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11 isa mifamatotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09