Entry | 1 mifamofo |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fofo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitetika hifamono: Nifamofo mihitsy izy roa lahy Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Ravao |
Explanations in English |
9 [1.7] to be engaged, to be married |
Explanations in French |
10 [1.8] être fiancés |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |