|
|
|
|

Teny iditra1  mifamotaka
Fototeny  2 fotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8 mifamotaka ambony ambany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09