|
|
|
|

Teny iditra1  mifampikasika
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 se toucher mutuellement, être contigu: Mifampikasika ny tafon-tranonay (Les toits de nos maisons se touchent) ~ Tsy mifampikasika intsony izy rao lahy (Ces deux individus ne se fréquentent plus) [1.3]
Ohatra  5  Ny faritra sisa tavela, rariana bararata roa sosona atao mifanety, tsy mifampikasika kosa anefa na izany aza. [2.472]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02