|
|
|
|

Teny iditra1  mifampiteny
Fototeny  2 teny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  kandrefa izy 2 lahy ireo tsy mifamaly, tsy mifampihazona, tsy mifampiteny, fa mifampisodika eo izy 2 lahy, ka mihodina dia mihodina eo izy maharitra indrai-mahamasabary mihodinkodina eo hiany, ka samy miandry ny andro mahery hiany izy 2 lahy: [2.48]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29