|
|
|
|

Teny iditra1  mifampiziva
Fototeny  2 ziva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Izany no nahatonga azy ho tsara fihavanana tamin' ny Betsileo sy mifampiziva taminy, izany hoe manana firaisam-po sy fifampitokisana tena mafy ka aseho amin' ny sangy mahery toa manafintohina ifanaovana. [2.508#40]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29