|
|
|
|

Entry1  mifanadala
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Examples  6  [2.5] Matoa Ranona sy Ranona tsy mifankafoy, dia satria ny vadin-dRanona mifanadala amin-dRanona.
7  [2.643] Kanjo dia renay izao, anaka, tato ho ato, fa misy olona izany, hono, toa mifanadala aminy ka asa na marina na tsaho fotsiny, fa efa tonga ianao io, lehiroa, ka andeha antomory ny raharahan' ialahy.

Anagrams  8  manala fady, mifanadala

Updated on 2025/07/29