|
|
|
|

Teny iditra1  mifanadino
Fototeny  2 hadino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#202]
Ohatra  4  mifanadino ary samy mihevitra ny tenany. [2.332#8]
5  Hafatrafatra sesilany ny hoe: samia manoratra, aza mifanadino. [2.643#201]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12