|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanala
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 s'arracher réciproquement: Mifanala tsilo (S'arracher réciproquement des piquants) [1.3#17]
Ohatra  5  Ary raha efa mby eny, dia hifanala|mifanala balahazo (tolo-hondry) indray: ka izay hifanala|mifanala amiko, dia mody resy ka mianjera. [2.298#91]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26