|
|
|
|

Entry1  mifanalavitra
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Examples  6  [2.332] Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
7  [2.643] mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna?
8  [2.117] Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra.

Updated on 2025/07/29