|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifandraika |
| Fototeny | 2 raika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity
[1.1] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 having resemblance, similar, like; lit. leaning towards one another.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 mifandraidraika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|