|
|
|
|

Teny iditra1  mifandray
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mampita, mifampitohy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 communiquer [1.13]
Ohatra  6  Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. [2.245#]
7  ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#]
8  Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fiamandry, 15 mifandira, mifandray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09