|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanindry |
| Fototeny | 2 tsindry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
5 Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 s'empiler, se chevaucher
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 mifampitaingina, mifanongoa |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|