|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanipaka |
| Fototeny | 2 tsipaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy amin' ny mifandaka
[1.1] 5 voan'ny fanintona [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se convulsionner
[1.13] |
| Ohatra |
7 Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mifanipaka |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 tsy afaka miaraka
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 incompatible, discordant
[1.13] |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 16 mifanapaky, mifanipaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|