|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanitsaka |
| Fototeny | 2 hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara
5 Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to trample on each other, to be crowded together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se marcher sur les pieds, être en foulé serrée
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|