|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanjohy |
| Fototeny | 2 zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
5 Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|