|
|
|
|

Entry1  mifankahalala
Part of speech  2  active verb
Root  3  lala
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto
Examples  8  [2.470] Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy.
9  [2.472] asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia.

Updated on 2025/07/29