|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanoto |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Se battre à coups de corne
5 se dit aussi des destins qui sont contraires l’un à l’autre [1.3#735] |
| Ohatra |
6 Ny omby iray fahitra sy ny ondry iray fisoko tompokolahy, tsy mba misy miady sy mifanoto akory;
[2.587#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|