Entry (1/2) | 1 mifarana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 farana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao |
Explanations in English |
8 [1.7] to terminate; to end up in a certain way |
Explanations in French |
9 [1.8] être terminé, finir d'une certaine façon |
Examples |
10 [2.470] Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. 11 [2.472] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. |
Entry (2/2) | 12 mifarana |
Part of speech | 13 adjective |
Root | 14 farana |
Explanations in English |
15 [1.2] even, smooth, without inequalities. |
Anagrams | 16 famarina, famirana, famirà na, fanamari, ifaranam, mafirana, mifarana, mirafana, niafaram |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |