|
|
|
|

Teny iditra1  mifaroratra
Fototeny  2 faroratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miroritra, mihalava, maditidity: Hita terý am-paravodilanitra nisy rahona fotsy nifaroratra nanakona ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of anything that is thick, like honey or treacle. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mifaroratra, 9 ramofaritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17