|
|
|
|

Teny iditra1  mifendrofendro
Fototeny  2 fendrofendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifararemotra, na miketron-tarehy sady manganohano toa te hitomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be distorted in the features, to make a wry face, to pout, to be whining, to be evil-looking. [1.2]
6 to be on the point of weeping (especially of facial expression) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être sur le point de pleurer (se dit de traits du visage); pleurnicher [1.8]
Ohatra  8  Sady mbola nifendrofendro hitomany izy no nampandroso azy rehetra hiditra ny trano. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02