|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifetaka |
| Fototeny | 2 fetaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Adhering, wet, sticking to.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mifetaka, 11 mitefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|