|
|
|
|

Entry1  mifetsy
Part of speech  2  active verb
Root  3  fetsy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy
Explanations in English  9  [1.2] to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent.
10  [1.7] to trick, to get the best of
Explanations in French  11  [1.8] tromper par des ruses
Examples  12  [2.996] mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany

Anagrams  13  mifetsy, mifitse, tsifemy

Updated on 2025/07/29