|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifira
Fototeny  2 fira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikapa ala [Bezanozano] [1.78]
5 mikapa hazo [Taisaka, Bara] [1.78]
6 mijinja ahitra amin'ny antsy lava [Sihanaka] [1.78]
7 Mikapa zavamaniry mbola eo am-paniriana; mijinja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to cut down, to reap, to fell; to kick with the heel. [1.2]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mifi
Fototeny  14 fitra
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 fimira, 17 mafiry, 18 mifary, mifirà, mifira, 19 mirafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27