|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifofoka |
| Fototeny | 2 fofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to tumble down, to fall down.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se jeter, se précipiter, tomber, être grippé:
7 Nifofoka tao anaty rano ity adala ity (Cet imbécile est tombé dans l'eau) [1.3#178] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|