|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifofotra |
| Fototeny | 2 fofotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
5 Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany 6 Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to make a big effort
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 faire de grands efforts
[1.8] |
| Ohatra |
9 Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 mamofotra |
| Kamban-teny rehetra | 15 sady mifofotra no mively vy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|