|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifoka |
| Fototeny | 2 foka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
5 Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio 6 Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 aspirer; absorber; fumer
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.
[2.4#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 famoky, 16 mifako, mifoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|