|
|
|
|

Teny iditra1  mifoko
Fototeny  2 foko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitambatra, miray fo sy saina mba hanao zavatra, miray dina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to join, to unite, to associate, to conspire. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mifoko, 10 mikofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12