|
|
|
|

Entry1  mifongatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  fongatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho
Explanations in French  9  [1.3#184] Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant)
Examples  10  [1.437#] Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona.

Anagrams  11  famingotra, mifangotra, mifongatra

Updated on 2025/07/29